plt-x-sihanaka_1co_text_reg/03/16.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 16 Tsy fantatrareo ma fa anareo de tempolin'Andriamanitra ary ny Fagnan'Andriamanitra no mipetraka akao aminareo? \v 17 Raha misy ôla mandratra ny tempolin'Andriamanitra , de handratra zany ôla zany kô Andriamanitra. Fa masina ny tempolin'Andriamanitra, ary salan-zany kô nareo.