plt-x-sihanaka_1co_text_reg/03/10.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 10 Araka ny fasoavan' Andrimanitra ze namena ana ôtran'ny mpagnano trano mahay, de nametraka ny fototra za ary ny sasagny no manorina akeo amboniny. Fa ôka ny lehila tsiraikaraika hitandrina ny amin'ny fomba hagnorenany akeo am-zany. \v 11 Fa tsy misy ôla mametraka fototra afa-tsy le raika ze napetraka, zany hoe, Jesosy Kristy.