plt-x-sihanaka_1co_text_reg/02/12.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 12 Fa tsy niaka ny fanahin'zao tontolo zao tsika, fa fanahy ze avy aigny amin'Andriamanitra, mbô hafatsika mafantatra reo ra omena antsika maimaimpôgna avy amin'Andriamanitra.\v 13 Miteny momba reo ra reo amin'ny teny ze tsy hain'ny fahendren'olombelona ampenarina zahay, fa ze ampenarin'ny Fanahy an'nay. Ny Fanahy no mandika ny teny ara-panahy miaraka amin'ny fahendrena ara-panahy.