plt-x-sihanaka_1co_text_reg/02/10.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 10 Reo no ra natoron'Andriamanitra taminay tamin'ny alalan'ny Fanahy. Fa ny Fanahy de mikaraka ny ra daôly, na de reo ra laligna an'Andriamanitra aza. \v 11 Fa iza ma no mafantatra ny fisaignan'ny ôla raika afatsy ny fanahy akao am'le ôla? Arak'zany kô, tsisy mafantatra reo raha laligna an'Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin'Andriamanitra.