plt-x-sihanaka_1co_text_reg/02/06.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 6 Am'zao fotôna zao tsika de tegna mitare fahendrena akeo am'reo matanjaka, fa tsy ny fahendren'zao tontolo zao, na ny an'reo mpanapaka zao vanin'andro zao, ze mandalo fôgna. \v 7 Fa kosa, milaza ny fahendren'Andriamanitra amin'ny fahamarinana misitrika tsikana, le fahendrena misitrika ze notendren'Andriamanitra melô talôn'reo vanin'andro daôly ho voninahitsika.