plt-x-sihanaka_1co_text_reg/02/03.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 3 Ary niaraka taminareo za takeo amin'ny falemena, sy takeo amin'ny tatra, ary takeo amin'ny fangovitana be.\v 4 Ary ny hafatro sy ny fagnambarako de tsy tamin'ny teny fandresen-dahatry ny fahendrena. Fa kosa, reo de tamin'ny fanehian'ny Fanahy sy hery, \v 5 mbô tsy ho akao amin'ny fahendren'ôlombelona ny finônareo, fa akao amin'ny herin'Andriamanitra.