plt-x-sihanaka_1co_text_reg/02/01.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 1 Rafa nankeo aminareo za, ry rahalà, de tsy tonga niaraka tamina lahateny na fahendrena za raha nagnambara ny mistery momba an'Andrialanitra. [Fagnamarihana: Ny dikan-teny maro faha de mivaky salan'izao hoe: "Raha nagnambara ny fijoroana vavolombelona momban'Andriamanitra za."]\v 2 Fa nanapa-kevitra tsy halala n'ino n'ino za rafa takeo aminareo, afa-tsy Jesosy Kristy, sy Izy vôhombo.