plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/28.txt

1 line
279 B
Plaintext

\v 28 Andriamanitra de nisafidy ze ambany sy haratsegna aketo amin'zao tontolo zao. Na Izy aza de nifidy reo ra ze noheverina ho tsinotsinona, mba hatonga tsinontsinona reo re ze atao ho magnan-danja. \v 29 Natôgny zany mba tsy hisy hagnana antony hireharehana akeo agnatrehany.