plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/26.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 26 Hevero ny fagnantsovana anareo, ry rahalà. Tsy betsaka taminareo no hendry raha ny amin'ny maha olombelona. Tsy betsaka taminareo no nahery. Tsy betsaka taminareo no ambony firazanana. \v 27 Fa Andriamanitra de nisafidy reo ra adalan-zao tontolo zao mba hampamenatra ny hendry. Andriamanitra de nisafidy ze malemy akeo amin-zao tontolo zao mba hampamenatra ze matanjaka.