plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/14.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 14 Misôtra an'Andriamanitra za fa tsisy nataoko batisa nareo, afa-tsy Krispo sy Gaio. \v 15 Zany de mba tsy hafan'iza mitare hoe tamin'ny agnarako no nagnôvana batisa anareo. \v 16 (Za iany kô de nagnano batisa ny ankohonan'i Stefanasy. Ny ankôtra ze tsy fantatro raha nagnano batisa ôla hafa za.)