plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/12.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 12 Ny teko taravina de zao: Ny tsiraikaraika aminareo samby magnano hoe: "Za miaraka amin'i Paoly," na "Za miaraka amin'i Kefasy," na "Za miaraka amin'i Kristy." \v 13 Vôzarazara ma Kristy? Paoly ma no nombona ho anareo? Tamin'ny agnaran'i Paoly ma no nagnôvana batisa anareo?