plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/07.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 7 No zany anareo de tsy ory fagnomezam-pasoavana akeo am-pendrasanareo fatratra ny fagnambarana an'i Jesosy Kristy Tompontsika. \v 8 Izy iany kô de hampahery anareo hatramin'ny farany, mba tsy hanan-tsigny anareo amin'ny andron'i Jesosy Kristy Tompontsika. \v 9 Matoky Andriamanitra, ze nagnantso anareo ho amin'ny firaisana amin'ny Zanagny là, Jesosy Kristy Tompontsika.