plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/01.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 1 Paoly, nantsovin'i Jesosy Kristy mba ho Apostoly nony sitrapon'Andriamanitra, sy Sostena rahalàntsika, \v 2 ho an'ny fengonan'Andriamanitra akao Korinto, ho an'reo ze nohamasinina takao amin'i Kristy Jesosy, ze vôantso ho ôla masina. Manoratra ho an'reo daôly ze magnatso ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny tôrana daôly iany kô zahay, de Tompon-jareo sy antsika. \v 3 Ho aminareo anie ny fasoavana sy ny fiadagnana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.