\v 11Ary reny ra reny no nitranga tamin-jareo mba ho ohatra ho antsika. Nosoratana mba ho fampianarana antsika izy regny_ ho amintsika ze nevian'ny fara-andro.\v12Noho izany ôka ze mieritreritra ny tegnany ho efa mijoro mitandrina tsara mba tsy ho lavo.\v13Tsisy fakam-pagnahy nahazo an'nareo ze tsy ikambanan'ny ôlombela daôly. Fa kosa,Andriamanitra de mahatoky. Tsy mambela alaim-pagnahy mihôtra no ze zakanareo Izy.Miaraka amin'ny fakam-pagnahy de hognome an'nareo ny làlana hilefasana iany kô Izy, mba hahafahanareo miaritra an'zany.