\v 39 Koa am-zany, ry rahalà magniry fatratra ny haminagny, ary aza mandrara an'iza na iza hitare amin'ny fiteny tsy fantatra. \v 40 Fa avilao ny ra-daôly atao araka ny tokony ho izy sy am-pilaminana.