\v 8 \v 9 Farany ndrindra, de nibĂ´gna tamina Izy, salan'ny hoe tamin'ny zaza teraka tsy tonga volana. Fa za no kely ndrindra am'reo apostoly. Za de tsy mendrika antsovina hoe Apostoly satria nanenjika ny fiangonan'Andriamanitra za.