\v 18 \v 19 \v 20 Fa Andriamanitra nandamina ny rantsan'ny vatagna tsiraikaraika araka ny naoronany an'zany. Raha rantsagan mitovy izy daôly, aiza no hisy vatagna? Ka na de rantsagna maro aza zareo, de vatagna raika fôgna.