\c 16 \v 1 Ary mikasika ny fagnangana-mbola ho an 'reo mpino, araka ny nagnatoroko lalana ny fiangonan'i Galatia, de salan'zany kô no tokony ataonareo. \v 2 Amin'ny andro vôlôn'ny herin'andro, de tokony hagnavaka ra ny tsiraikaraika aminareo ary hitahiry zany araka ze vitanareo. Magnanôva zany mbô tsy hisian'ny fagnangonam-bola rafa tonga za.