\v 8 Tsy ho tapitra mandrakizay ny fitiavana. Raha misy faminagnina, de ho levona reo. Raha misy fitenenana amin'ny teny tsy fantatra, hitsahatra reo. Raha misy falalana de ho levona zany. \v 9 Fa tsika de mafantatra amin'ny ampahany ary maminagny amin'ny ampahany. \v 10 Fa rafa tonga le tegna lafatra, de ho levona ze tsy tanteraka.