\v 33 \v 34 Non'izany, ry rala, rafa miangona mba hignana nareo, de mifampiandrasa. Raha misy olo raika nona, oka izy hignana any an-trano, amin'izay daoly miangona nareo de tsy ho amin'ny fitsarana zany. Ary makasida reo ra hafa ze nosoratagnareo, de hagnome toro-lalana za rafa tonga.