\v 14 Ra mipetraka ny asan'le ôla, de hahazo valisoa izy;\v 15 fa raha may ny asan'le ôla, de ho fatiantoka izy, fa izy tegnany de ho vonjena, salan'ny nivôka tamin'ny afo iany.