\v 5 Fa Andriamanitra de tsy nankasitraka tsara ny ankamarôn-jareo,ary ny fatin-jareo de niparitaka taigny an'efitra.\v 6 Am'zao fotôna zao reny ra reny de ôhatra ho an'tsika, mba tsy hanirintsika ra ratsy ôtran'ny nilan-jareo.