\v 8 Ary za ze mamboly sy izy ze manondraka de raika, ary ny tsiraikaraika de samy hahazo ny karamany avy araka ny asany.\v 9 Fa zahay de mpiara-miasa amin''Andriamanitra. Anareo de sahan'Andriamanitra, sy tragnon'Andriamanitra.