\v 26 Hevero ny fagnantsovana anareo, ry rahalĂ . Tsy betsaka taminareo no hendry raha ny amin'ny maha olombelona. Tsy betsaka taminareo no nahery. Tsy betsaka taminareo no ambony firazanana. \v 27 Fa Andriamanitra de nisafidy reo ra adalan-zao tontolo zao mba hampamenatra ny hendry. Andriamanitra de nisafidy ze malemy akeo amin-zao tontolo zao mba hampamenatra ze matanjaka.