\v 22 Fa reo Jiosy de mangataka famantarana magaga ary reo Grika mitsakaraka fahendrena. \v 23 Fa zahay mitory an'i Kristy vĂ´hombo, ze vato fanafintonana ho an'reo Jiosy ary fahadalana ho an'reo Grika.