\v 34 Ny vevavy de tokony hitazona fanginana akao am-pengonana. Satria tsy mahazo alalana hitare zareo. Fa kosa, tokony hagneky zareo, salan'ny ambaran'ny lalàna.\v 35 Raha misy irian'jareo hianarana, avelao hanontany ny vadiny aigny an-trano izy reo. Fa mamenatra ho an'ny vevavy ny mitare akao am-pengonana. \v 36 Avy aminareo ma no neven'ny tenin'Andriamanitra? Anareo rerika ma no vôkasik'zany?