\v 1 Ary makasika reo olagna ze nosoratanareo momban'ny hoe: "Tsara ho an'ny leila ny tsy mikasika vevavy." \v 2 Nefa noho reo fakam-pagna amin'ny favetavetana maro isan-karazany, de tokony hanagna ny vadiny manokana avy ny leila tsirairay, ary ny vevavy tsirairay de tokony hanagna ny vadiny manokana avy.