\v 18 Fa ny hafatra momba ny hazo fijaliana de fahadalana amin-reo de ho faty. Fa akeo amin'reo ze ho vonjen'Andriamanitra kosa, de herin'Andriamanitra zany. \v 19 Fa vĂ´soratra hoe: "Ho poteko ny fahendren'ny hendry. Ho foanako ny fahalalan'ny mahay."