\v 19 Reo fiangonan'i Asia de magnano veloma an'nareo. Akila sy Pritsila de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo, miaraka amin'ny fiangonana ze akao amin'ny fonenan-jareo. \v 20 Ny rahala daƓly magnano veloma an'nareo. Mifaganova veloma amin'ny oroka masina.