\v 20 Fa am'zao fotôna zao de efa natsangana tamin'ny maty Kristy, le voaloham-bokatr'reo ze maty. \v 21 Fa satria tonga tamin'ny alalan'ny ôla ny fafatesana, avy tamin'ny alalan'ny ôla iany kô no niavian'ny fitsanganan'ny maty.