\v 17 Fa enao de tegna magnome fisaorana tsara iany, fa ny olon-kafa tsy miorina. \v 18 Misôtra an'Andriamanitra za fa mitare amin'ny fiteny tsy fantatra mihôtra no anareo daôly. \v 19 Fa ny aigny am-pengonana de aleoko mitare teny dimy araka ny fazaôko mba hafako mampianatra reo hafa, salan-ze teny rai-alina amin'ny fiteny tsy fantatra.