\v 3 Zao no ferovako am-reo ze manadiady anà: \v 4 Nga ma zahay tsy mahazo alalana ny ihinana sy isotro? \v 5 Nga ma zahay tsy mahazo mitondra vady ze mpino, ôtrany ataon-reo Apostoly sasagny, sy reo rahalàn'ny Tompo, ary Kefasy? \v 6 Sa Barnabasy sy za rerika no tsy maintsy miasa?