\v 7 Na zany aza, ny falalana zany de mbola tsy akao amin'ny tsiraikaraika. Fa kosa, ny sasagny takeo alô de nampiatra ny fanompôn-tsampy, de nignana izany anina zany ôtran'ny ra natao sorogna ho an'ny sampy zany. No zany de simba ny fieritreretan-jareo satria malemy izany.