\v 17 Fa Kisty de tsy nagniraka anà mba hampagnano batisa fa hitory ny filazantsara. Izy tsy nandefa anà hitory amin'ny tenin'ny faendren'ny olombelona, mba tsy ho fôgna ny herin'ny hazofijalian'i Kristy.