auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-09 17:47:01 +08:00 committed by root
parent f22ba36b52
commit fe11768be9
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Magnafaka za, otrany anafako an'i Kristy. Amizao midera anareo za satria matsiaro an'ana amin'ny ra daoly nareo. Midera anareo za satria mitazogna mafy ny fombafomba araka ze nagnolorako an'jareo teo aminareo nareo. Ary teko ho azonareo fa Kristy no lohan'ny leila daoly, fa ny lohan'ny vavy
Magnafaka za, otrany anafako an'i Kristy. Amizao midera anareo za satria matsiaro an'ana amin'ny ra daoly nareo. Midera anareo za satria mitazogna mafy ny fombafomba araka ze nagnolorako an'jareo teo aminareo nareo. Ary teko ho azonareo fa Kristy no lohan'ny leila daoly, fa ny lohan'ny vavy, ary Andriamanitra no lohan'i Kristy. Ary magnala voninahitra ny lohany reo leila ze mivavaka na mamignany ka misaron-do.

1
11/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa magnala voninahitra ny lohany reo vevavy ze mivavaka no maminany tsy misaron-do. Fa tsy f