@ -1 +1 @@
Ny fitiavana de maha
Ny fitiavana de mahari-po sady tsara fagnahy. Ny fitiavana de tsy mitsiriritra na mirehareha. Tsy miavona na magano ze tsy mamendrika. Tsy te tegna. Tsy mora sosy, na mitagnisa fadisôna. Tsy mifaly amin'ny tsy famarinana. Fa kosa, mifaly am