auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-26 08:20:03 +08:00 committed by root
parent 9de7636d20
commit f7c8c6e418
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 Fa enao de tegna magnome fisaorana tsara iany, fa ny olon-kafa tsy miorina. Misôtra an'Andriamanitra za fa miteny amin'ny fiteny tsy fantatra mihôtra noho nareo daôly. Fa ny agny am-pengonana de aleoko miteny teny dimy araka ny fazaôko mba hafako mampianatra reo hafa, salan'ze teny rai-alina amin'ny fiteny tsy fantatra.
Fa\v 17 enao de tegna magnome fisaorana tsara iany, fa ny olon-kafa tsy miorina. \v 18 Misôtra an'Andriamanitra za fa miteny amin'ny fiteny tsy fantatra mihôtra noho nareo daôly. \v 19 Fa ny agny am-pengonana de aleoko miteny teny dimy araka ny fazaôko mba hafako mampianatra reo hafa, salan'ze teny rai-alina amin'ny fiteny tsy fantatra.