auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 08:15:19 +08:00 committed by root
parent 811b7f0f4a
commit f78bb5069b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Na de atao hoe mitare amin'ny fitaren'reo olona sy reo anjely aza za. Fa ra tsy magnana fitiavana, de tônga vy maneno na kipantsona mikarantsam-peo za. \v 2 Na de atao aza hoe magnana fagnomezan'ny faminanina ary malala reo misitery sy falalana retraretra aza za, ary manana ny finôna daôly afahana mamindra reo tanety. Fa ra tsy manam-pitiavana;de tsinontsinona za. \v 3 Na de atao hoe manome ze retraretra ananako hamahanana ny mahantra aza za, ary magnolotra ny tegnako, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnamarihana: Ny ULB sy ny UBD de samy manana dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: "Ameko mba hodorana ny tegnako." Ny dikan-teny sasany kosa de mivaky hoe: "Ameko ny tegnako mba ho dorana."]
\v 1 Na de atao hoe mitare amin'ny fitenin'reo ôla sy reo anjely aza za. Fa raha tsy managna fitiavana, de tonga vy magneno na kipantsona mikarantsam-peo za. \v 2 Na de atao aza hoe managna fagnomezan'ny faminagnina ary mahalala reo zava-miafina sy fahalalana daôly aza za, ary manana ny finôna daôly afahana mamindra reo tanety. Fa ra tsy manam-pitiavana;de tsinontsinona za. \v 3 Na de atao hoe manome ze retraretra ananako hamahanana ny mahantra aza za, ary magnolotra ny tegnako, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnamarihana: Ny ULB sy ny UBD de samy manana dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: "Ameko mba hodorana ny tegnako." Ny dikan-teny sasany kosa de mivaky hoe: "Ameko ny tegnako mba ho dorana."]