auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 08:15:19 +08:00 committed by root
parent 2731f76fd7
commit f6b9c5d08e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Fa agnatin'reo torolalana magnaraka, de tsy midera an'nareo za. Fa rafa miara-tonga anareo, de tsy ho amin'ny tsara zany fa ho amin'ny ratsy ndrindraka. \v 18 Fa tamin'ny vôlôny ndrindra, de reigniko fa rafa miaraka miangona akao amin'ny fiangonana nareo, de misy fizarazaragna akeo aminareo, ary mino zany amin'ny ampahany za. \v 19 Fa tsy maintsy misy fitsitokotokona akeo aminareo, mba hankasitragna akeo aminareo reo ze nekegna.
\v 17 Fa agnatin'reo torolalana magnaraka, de tsy midera an'nareo za. Fa rafa miara-tonga anareo, de tsy ho amin'ny tsara zany fa ho amin'ny ratsy ndrindraka. \v 18 Fa tamin'ny vôlôny ndrindra, de reigniko fa rafa miaraka miangona akao amin'ny fiangonana anareo, de misy fizarazarana akeo aminareo, ary mino an'zany amin'ny ampahany za. \v 19 Fa tsy maintsy misy fitsitokotokona akeo aminareo, mba hankasitrana akeo aminareo reo ze nekena.