diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt new file mode 100644 index 0000000..3d5fa9c --- /dev/null +++ b/02/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 Ary niaraka taminareo za takeo amin'ny falemena, sy takeo amin'ny tatra, ary takeo amin'ny fangovitana be.\v 4 Ary ny hafatro sy ny fagnambarako de tsy tamin'ny teny fandresen-dahatry ny fahendrena. Fa kosa, reo de tamin'ny fanehian'ny Fanahy sy hery, \v 5 mbô tsy ho akao amin'ny fahendren'ôlombelona ny finônareo, fa akao amin'ny herin'Andriamanitra. \ No newline at end of file