auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 08:15:19 +08:00 committed by root
parent 86123106c7
commit ef7367b692
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Fony mbôla zaza za, de nikoragna salan'ny zaza, neritreritra salan'ny zaza, nisaigna salan'ny zaza. Rafa lebe za, de navelako ny fazazana. \v 12Fa ankehitriny tsika de matazana tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa ratrizay de hifanatri-tava. Amzao fotôna za de mahafantatra ain'ny ampahany, fa aveo za de hafantatra tanteraka ôtran'ny nafantarana ana tanteraka.\v 13 Fa am"zao fotôna zao de reto reto no mitôtra: ny finôna, ny fitiavna, ary ny fitiavana. Fa ny ngeza ndrindra amin'reode ny fitiavana.
\v 11 Fony mbôla zaza za, de nikoragna salan'ny zaza, neritreritra salan'ny zaza, nisaigna salan'ny zaza. Rafa leibe za, de navelako ny fazazana. \v 12Fa ankehitriny tsika de matazana tsy mivantagna amin'ny fitaratra, fa ratrizay de hifagnatri-tava. Am'zao fotôna za de mahafantatra ain'ny ampahany, fa aveo za de hafantatra tanteraka ôtran'ny nafantarana ana tanteraka.\v 13 Fa am"zao fotôna zao de reto reto no mitôtra: ny finôna, ny fitiavna, ary ny fitiavana. Fa ny ngeza ndrindra amin'reode ny fitiavana.