auto save
This commit is contained in:
parent
1ab8496c19
commit
ed0b599718
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 5 \v 6 Zao de mangiry an'nareo daôly hitare amin'ny fiteny tsy fantatra za.Fa mbôla miôtra noho zany, magniry Za ny haminagninareo. Ze maminagny de geda kôkô noho mitare amin'ny fiteny tsy fantatra (raha tsy hoe misy ôla raika mandika teny ka mba manjary hiorenan'ny fengonana). Fa amin'zao, ry rahalà, raha tonga akeo aminareo amin'ny fiteny tsy fantatra za, ino no tombon-tsoa omeko anareo amin'zany? Tsy afaka za, raha tsy hoe miresaka aminareo amin'ny fanambarana, na falalana, na faminanian
|
||||
\v 5 \v 6 Zao de mangiry an'nareo daôly hitare amin'ny fiteny tsy fantatra za.Fa mbôla miôtra noho zany, magniry Za ny haminagninareo. Ze maminagny de geda kôkô noho mitare amin'ny fiteny tsy fantatra (raha tsy hoe misy ôla raika mandika teny ka mba manjary hiorenan'ny fengonana). Fa amin'zao, ry rahalà, raha tonga akeo aminareo amin'ny fiteny tsy fantatra za, ino no tombon-tsoa omeko anareo amin'zany? Tsy afaka za, raha tsy hoe miresaka aminareo amin'ny fagnambarana, na falalana, na faminagniana, na fampenarana.
|
Loading…
Reference in New Issue