auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-02 19:58:33 +03:00 committed by root
parent 5b9ca105de
commit ec5783fae7
4 changed files with 4 additions and 0 deletions

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Am'zao fotôna zao tsika de tegna mitare fahendrena akeo am'reo matanjaka, fa tsy ny fahendren'zao tontolo zao, na ny an'reo mpanapaka zao vanin'andro zao, ze mandalo fôgna. \v 7 Fa kosa, milaza ny fahendren'Andriamanitra amin'ny fahamarinana misitrika tsikana, le fahendrena misitrika ze notendren'Andriamanitra melô talôn'reo vanin'andro daôly ho voninahitsika.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Tsisy tam'reo mpanapak'zao andro zao no nafantatra io fahendrena io, fa raha natakatra an'zany zareo tam'zany fotôna zany, de tsy nohombon-jareo le tompon'ny voninahitra. \v 9 Fa araka ze voasoratra hoe: "Reo ra ze tsisy maso natazagna, tsisy sofigna naregny, tsisy eritreritra nahazo sary an-tsaigna, reo ra ze nomanin'Andriamanitra ho an'reo te an'Azy."

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa tsy niaka ny fanahin'zao tontolo zao tsika, fa fanahy ze avy aigny amin'Andriamanitra, mbô hafatsika mafantatra reo ra omena antsika maimaimpôgna avy amin'Andriamanitra.\v 13 Miteny momba reo ra reo amin'ny teny ze tsy hain'ny fahendren'olombelona ampenarina zahay, fa ze ampenarin'ny Fanahy an'nay. Ny Fanahy no mandika ny teny ara-panahy miaraka amin'ny fahendrena ara-panahy.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ny ôla ze tsy ara-panahy de tsy mandray reo ra ze an'ny Fanahin'Andriamanitra, satria fadalana amin'azy regny. Tsy afaka mafantatra an'regny izy satria famantarana ara-panahy regny. \v 15 Ze ara-panahy de mitsara ny ra daôly, fa tsy hiasan'ny fitsaran'ny hafa izy.\v 16 "Fa iza no afaka mafantatra ny fisaignan'ny Tompo, no ho afaka hampianatra an'Azy?" Fa zahay de managna ny fisainan'i Kristy.