diff --git a/14/20.txt b/14/20.txt index 4350ec0..cd968cf 100644 --- a/14/20.txt +++ b/14/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 Ry rahalà, aza ma zaza amin'ny fihevitrareo. Fa kosa, raha amin'ny ratsy de magnanôva ôtran'ny zaza. Fa amin'ny fihevitrareo de ôka ho matotra anareo. \v 21 Akao amin'ny lalàna de vôsoratra hoe: "Amin'ny alalan'ny ôla hafa fiteny sy amin'ny alalan'ny molotry ny vahiny de hiresaka amin'reto ôla reto Za. Na de tsy hareigny Za aza izy reo," ozy ny Tompo. \ No newline at end of file +\v 20 Ry rahalà, aza mba zaza amin'ny fihevitrareo. Fa kosa, raha amin'ny ratsy de magnanôva ôtran'ny zaza. Fa amin'ny fihevitrareo de ôka ho matotra anareo. \v 21 Akao amin'ny lalàna de vôsoratra hoe: "Amin'ny alalan'ny ôla hafa fiteny sy amin'ny alalan'ny molotry ny vahiny de hiresaka amin'reto ôla reto Za. Na de tsy hareigny Za aza izy reo," ozy ny Tompo. \ No newline at end of file