auto save
This commit is contained in:
parent
990aca29e0
commit
e7b6acd443
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Teko ho hainareo, ry ralà, fa reo raintsika de takao ambanin'ny rahogna daôly ary namakivaky ny ranomasina. Ny retraretra de natao batisa ho amin'i Mosesy takao amin'ny rahogna sy takao amin'ny ranomasina, ary ny retraretra de samy nihinana sakafom-panahy mitovy. Ny retraretra de nisotro ranom-pananhy mitovy. Fa zareo reo de nisotro tamin'ny vatolapim-panahy se nagnaraka anazy reo de Kristy zany vatolampy zany.
|
||||
\v 1 Teko ho hainareo, ry ralà, fa reo raintsika de takao ambanin'ny rahogna daôly ary namakivaky ny ranomasina.\v 2Ny retraretra de natao batisa ho amin'i Mosesy takao amin'ny rahogna sy takao amin'ny ranomasina,\v 3ary ny retraretra de samy nihinana sakafom-panahy mitovy.\v 4 Ny retraretra de nisotro ranom-pananhy mitovy. Fa zareo reo de nisotro tamin'ny vatolapim-panahy se nagnaraka anazy reo de Kristy zany vatolampy zany.
|
Loading…
Reference in New Issue