diff --git a/15/47.txt b/15/47.txt index 0914b3c..da334a4 100644 --- a/15/47.txt +++ b/15/47.txt @@ -1 +1 @@ -\v 47 \v 48 \v 49 Ny ôla vôlôny de avy amin'ny tany, namboarina tamin'ny vovoka. Ny ôla farôy de avy aigny an-dagnitra. Salan'le raika namboarina tamin'ny vovoka, salan'zany kô le ôla aigny an-dagnitra, ary salan'zany iany kô reo ze avy aigny an-dagnitra. Salan'ny nitondratsika ny endriky le ôlon'ny vovoka, de hitondra ny endrik'le ôlon'ny lagnitra iany kô tsikana. \ No newline at end of file +\v 47 Ny ôla vôlôny de avy amin'ny tany, namboarina tamin'ny vovoka. Ny ôla farôy de avy aigny an-dagnitra. \v 48 Salan'le raika namboarina tamin'ny vovoka, salan'zany kô le ôla aigny an-dagnitra, ary salan'zany iany kô reo ze avy aigny an-dagnitra. \v 49 Salan'ny nitondratsika ny endriky le ôlon'ny vovoka, de hitondra ny endrik'le ôlon'ny lagnitra iany kô tsikana. \ No newline at end of file diff --git a/15/50.txt b/15/50.txt index e502d22..2154af2 100644 --- a/15/50.txt +++ b/15/50.txt @@ -1 +1 @@ -\v 50 \v 51 Ary zao no taraviko, ry rahala, fa ny nofo aman-drà de tsy afaka handova ny fanjakan'Andriamanitra. Na ze mety simba handova ze tsy mety simba. Indro! Zava-miafina no ho lazaiko an'nareo hoe: Tsy ho foaty avokoa tsika daôly, fa hovana avokoa tsika daôly. \ No newline at end of file +\v 50 Ary zao no taraviko, ry rahala, fa ny nofo aman-drà de tsy afaka handova ny fanjakan'Andriamanitra. Na ze mety simba handova ze tsy mety simba. \v 51 Indro! Zava-miafina no ho lazaiko an'nareo hoe: Tsy ho foaty avokoa tsika daôly, fa hovana avokoa tsika daôly. \ No newline at end of file diff --git a/15/52.txt b/15/52.txt index db219c9..9275075 100644 --- a/15/52.txt +++ b/15/52.txt @@ -1 +1 @@ -\v 52 \v 53 Hiova tsikana amin'ny fotôna raika, akao agnatin'ny ndray mipi-maso, amin'ny tropetra farany. Hagneno ny tropetra, ary reo maty de hatsangana ho tsy mety lo, ary de hovana tsikana. Fa ty vatagna mety simba ty de tsy maintsy hitafy ze tsy mety lo, ary ty vatagna mety maty ty de tsy maintsy hitafy ny tsy fafatesana. \ No newline at end of file +\v 52 Hiova tsikana amin'ny fotôna raika, akao agnatin'ny ndray mipi-maso, amin'ny tropetra farany. Hagneno ny tropetra, ary reo maty de hatsangana ho tsy mety lo, ary de hovana tsikana. \v 53 Fa ty vatagna mety simba ty de tsy maintsy hitafy ze tsy mety lo, ary ty vatagna mety maty ty de tsy maintsy hitafy ny tsy fafatesana. \ No newline at end of file diff --git a/15/54.txt b/15/54.txt index 1d7cdae..6a78cf8 100644 --- a/15/54.txt +++ b/15/54.txt @@ -1 +1 @@ -\v 54 \v 55 Fa rafa mitafy ny tsy mety simba ty vatagna mety simba ty, ary rafa mitafy ny tsy fafatesana ty vatagna mety maty ty, de ho tonga am'le teny ze vôsoratra hoe: "Vôtelina tamin'ny fandresena ny fafatesana." "Ry fafatesana, aiza ny fandresenao? Ry fafatesana, aiza ny fanindronanao?" \ No newline at end of file +\v 54 Fa rafa mitafy ny tsy mety simba ty vatagna mety simba ty, ary rafa mitafy ny tsy fafatesana ty vatagna mety maty ty, de ho tonga am'le teny ze vôsoratra hoe: "Vôtelina tamin'ny fandresena ny fafatesana." \v 55 "Ry fafatesana, aiza ny fandresenao? Ry fafatesana, aiza ny fanindronanao?" \ No newline at end of file diff --git a/15/56.txt b/15/56.txt index 82ce2d6..2a5408e 100644 --- a/15/56.txt +++ b/15/56.txt @@ -1 +1 @@ -\v 56 \v 57 Ny ota no fanindron'ny fafatesana, ary ny herin'ny ota de ny lalàna. Fa isaorana Andriamanitra, ze magnome antsika ny fandresena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompotsika! \ No newline at end of file +\v 56 Ny ota no fanindron'ny fafatesana, ary ny herin'ny ota de ny lalàna. \v 57 Fa isaorana Andriamanitra, ze magnome antsika ny fandresena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompotsika! \ No newline at end of file diff --git a/16/01.txt b/16/01.txt index a77b984..95e7c15 100644 --- a/16/01.txt +++ b/16/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Ary mikasika ny fagnangana-mbola ho an 'reo mpino, araka ny nagnatoroko lalana ny fiangonan'i Galatia, de salan'zany kô no tokony ataonareo. Amin'ny andro vôlôn'ny herin'andro, de tokony hagnavaka ra ny tsiraikaraika aminareo ary hitahiry zany araka ze vitanareo. Magnanôva zany mbô tsy hisian'ny fagnangonam-bola rafa tonga za. \ No newline at end of file +\c 16 \v 1 Ary mikasika ny fagnangana-mbola ho an 'reo mpino, araka ny nagnatoroko lalana ny fiangonan'i Galatia, de salan'zany kô no tokony ataonareo. \v 2 Amin'ny andro vôlôn'ny herin'andro, de tokony hagnavaka ra ny tsiraikaraika aminareo ary hitahiry zany araka ze vitanareo. Magnanôva zany mbô tsy hisian'ny fagnangonam-bola rafa tonga za. \ No newline at end of file diff --git a/16/title.txt b/16/title.txt new file mode 100644 index 0000000..142d3b0 --- /dev/null +++ b/16/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 16 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 16f2863..eef34f8 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -216,6 +216,13 @@ "15-37", "15-40", "15-42", + "15-45", + "15-47", + "15-50", + "15-52", + "15-54", + "15-56", + "15-58", "16-title" ] } \ No newline at end of file