From e08ba2390d0e14b596bb153859d16548e8f43ad3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Mon, 24 Feb 2020 11:01:53 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 14/05.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/05.txt b/14/05.txt index 32743ba..cfa2b0e 100644 --- a/14/05.txt +++ b/14/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Zao de mangiry an'nareo daôly hitare amin'ny fiteny tsy fantatra za.Fa mbôla miôtra noho zany, magniry Za ny haminagninareo. Ze maminagny de geda kôkô noho mitare amin'ny fiteny tsy fantatra (raha tsy hoe misy ôla raika mandika teny ka mba manjary hiorenan'ny fiangonana). \ No newline at end of file +\v 5 \v 6 Zao de mangiry an'nareo daôly hitare amin'ny fiteny tsy fantatra za.Fa mbôla miôtra noho zany, magniry Za ny haminagninareo. Ze maminagny de geda kôkô noho mitare amin'ny fiteny tsy fantatra (raha tsy hoe misy ôla raika mandika teny ka mba manjary hiorenan'ny fengonana). Fa amin'zao, ry rahalà, raha tonga akeo aminareo amin'ny fiteny tsy fantatra za, ino no tombon-tsoa omeko anareo amin'zany? Tsy afaka za, raha tsy hoe miresaka aminareo amin'ny fanambarana, na falalana \ No newline at end of file