diff --git a/06/01.txt b/06/01.txt index d0c9de2..43ab8ec 100644 --- a/06/01.txt +++ b/06/01.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa misy raika aminareo miady amin'ny raika hafa, sahy hagnantongna fitsarana akeo agnatrehan'ny mpitsara tsy mpino ma izy, fa tsy akeo agnatrehan'reo mpino? Mô tsy fantatrareo ma fa reo mpino no hitsara an'zao tontolo zao? Ra zany, anareo no hitsara an'zao tontolo zao, mô tsy mahavita mandamina raharaha madinika ma anareo? Mô tsy fantatrareo ma fa hitsara anjely tsika? Impiry, ary, tsika no afaka mitsara reo raharaha amin(ty \ No newline at end of file +Rafa misy raika aminareo miady amin'ny raika hafa, sahy hagnantongna fitsarana akeo agnatrehan'ny mpitsara tsy mpino ma izy, fa tsy akeo agnatrehan'reo mpino? Mô tsy fantatrareo ma fa reo mpino no hitsara an'zao tontolo zao? Ra zany, anareo no hitsara an'zao tontolo zao, mô tsy mahavita mandamina raharaha madinika ma anareo? Mô tsy fantatrareo ma fa hitsara anjely tsika? Impiry, ary, tsika no afaka mitsara reo raharaha amin'ty fiaignana ty? \ No newline at end of file diff --git a/06/04.txt b/06/04.txt new file mode 100644 index 0000000..2a027bf --- /dev/null +++ b/06/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ra tô ka mitsara ny ra ze mitranga amin'ny andavan'andronao anao, nagnino anao no mamet \ No newline at end of file