auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-31 22:15:08 +08:00 committed by root
parent b0f049d087
commit db5455094a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Satria nareo mbola araka ny nofo. Fa 'aiza misy fahasarotam-piaro sy fifandirana akeo aminareo, de tsy miaigna araky ny nofo va nareo, ary tsy mande amin'ny fenitry ny ôlombela?
Satria nareo mbola araka ny nofo. Fa 'aiza misy fahasarotam-piaro sy fifandirana akeo aminareo, de tsy miaigna araky ny nofo va nareo, ary tsy mande amin'ny fenitry ny ôlombela? Fa rafa misy raika mitare hoe: " Za magnraka an'i Paoly," ary ny anankiray miatre hoe: "Za manaraka an'i Apolosy," de tsy miaigna salan'ny ôlombela iany va nareo? Iza ary Apolosy? Iza Paoly? MPanompo ze tamin''ny alalany no ninonareo, ze namen