auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-25 13:59:22 +08:00 committed by root
parent 9d4e06278a
commit dacb33344a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Fony mbôla zaza za, de nikoragna salan'ny zaza, neritreritra salan'ny zaza, nisaigna salan'ny zaza. Rafa leibe za, de navelako ny fazazana. \v 12Fa am'zao fotôna zao tsika de matazagna tsy mivantagna amin'ny fitaratra, fa ratrizay de hifagnatri-tava. Am'zao fotôna za de mahafantatra amin'ny ampahany, fa avy akeo za de hafantatra tanteraka ôtran'ny nafantarana ana tanteraka.\v 13 Fa am'zao fotôna zao de reto telo reto no mipetraka : ny finona, ny fanantenana, ary ny fitiavana. Fa ny leibe ndrindraka am'reo de ny fitiavana.
\v 11 Fony mbola zaza za, de nikoragna salan'ny zaza, neritreritra salan'ny zaza, nisaigna salan'ny zaza. Rafa leibe za, de navelako ny fazazana. \v 12Fa am-zao fotôgna zao tsika de matazagna tsy mivantagna amin'ny fitaratra, fa ratrizay de hifagnatri-tava. Am-zao fotôgna za de mahafantatra amin'ny ampahany, fa avy akeo za de hafantatra tanteraka ôtran'ny nafantarana ana tanteraka.\v 13 Fa am-zao fotôgna zao de reto telo reto no mipetraka : ny finona, ny fanantenana, ary ny fitiavana. Fa ny leibe ndrindraka am'reo de ny fitiavana.